
GASY NET
Tongasoa eto amin'ny Tranokalanay ianao
GASY NET dia nosokafana hatao handefasana hira ao amin'ny Youtube, facebook, amin'ny alalan'ny Chaîne Youtube, ary ny Page GASY NET SUR FB

GASY NET
Ny GASY NET dia nisokatra tamin'ny volana Juillet taona 2018, tamin'izany dia nandefa ireo horonan-tsary malaza ao amin'ny Youtube, toy ny: Film, Documentaire, Scène,Blague et Dessin Animé, fa niato kely izany, ka nisokatra indray tamin'ny 21 volana janvier 2019
​
Ny Gasy net dia manao mise en ligne Video sur Youtube, sur Google et Facebook, Afaka angatahana hira ihany koa.Ary afaka mandefa ny sangan'asanao ianao
GASY NET SUR FACEBOOK
Raha mangataka hira ao amin'ny page ianao dia hira iray (01) isan'andro ihany no azonao angatahina, ary hira azo henoina sy jeren'ny rehetra fa tsy sanatria hira mamoafady no hangatahanao fa tsy mandefa izany mihintsy izahay. Mankasitraka anao

GASY NET SUR GOOGLE
MISE EN LIGNE VIDEO/PHOTO
GASY NET
E-mail:Â
rambolaadnsuares@gmail.com
gasynetadonasuares@gmail.com
ADOMIX DJ
MISE EN LIGNE VIDEO/REMIX
Adonaï Suares
E-mail:
adomixdj001@gmail.com
rambolaadnsuares@gmail.com


CONTACT
raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra na afaka miantso avy hatrany
Bateravola Fianarantsoa Madagascar
